FHA Home loans rates Today

Ny Pds Razafindravahy Edgard sy ny Filoha Rajoelina Andry nametraka vato fehizoro Natomboka omaly ilay tetikasa fanamboarana ny tohatohabaton’Ambondrona sy Antaninarenina. Tetikasa izay an’ny Filohan’ny Tetezamita madiodio. « 180 taona lasa no nanamboarana ity tohatohabato ity. Lalana falehan’ny mpanjaka tamin’izany ary rehefa mponina eto an-drenivohitra ihany koa tsy nisy izay tsy mpandalo eto. Manan-karena ny Malagasy ary rariny raha atao tsara amin’ny vato granita izany tohatra izany. Vola avy amiko manokana no hanaovana izany ho fanomezana hatolotra ny mponin’Antananarivo », hoy i Andry Rajoelina.

Ny orinasa Colas no hanatontosa ny asa. « Valo herinandro no hamitana ny tohatohabato roa. Amin’ny 8 marsa no ho vita izany », hoy ny tale iray avy amin’ny Colas.

« Betsaka ny zava-bita teto an-drenivohitra. Isan’ireny ny fitsinjovana ny mponina, na ireo mpandeha an-tongotra izay manodidina ny 75%-n’ny mponina, na ireo mpandeha fiara. Tafiditra ao anatin’ny famerenana ny hasin’ny tanàna sy ny mponina izany », hoy Razafindravahy Edgard, Pds-n’Antananarivo omaly, raha naneho ny fankasitrahany ity tetikasa ity.

Miara-dalana amin’izao asa izao rahateo ny fanentanan’ny kaominina Antananarivo renivohitra ireo mpivarotra mba hiroso amin’ny matihanina, toy ny fampiasana ny toeram-pivarotana miendrika trano na « mobilier urbain ». « Mba hahatsara endrika ny tanàna sady hanintona mpanjifa no tanjona », hoy ny kapiteny Razafimahefa Jocelyn, lefitry ny tale kabinetran’ny Cua.


Um..."tens of thousands"

2007-03-21 22:35:46 by have_you_checked

What a normal year for foreclosures is? I think you mean "tens of thousands more".
NPR has a habit of going into hysterics to get listeners. The "sub prime" loans under current discussion still require a whole bunch more qualifications than the negative ammortization, no-qualification assumable loans offered by FHA in the late 70s. Remember them? Adjustable rate, started at 3-5%, at a time when prevailing rates were in the 20s. Would adjust 2% to 5% per year up, and some of them did not increase the payment...so you actually sawa your principal rise...you were deeper in debt. Then at five years BAM, you would get adjusted to the 21% cap and payments would switch to a fixed 25 year loan

You might also like:

business Loan interest rates fha Loan …
business Loan interest rates fha Loan …
FHA Home Loan: Save Long-Term on Your …
FHA Home Loan: Save Long-Term on Your …

Mortgages will be harder to get in 2014  — STLtoday.com
The Federal Housing Finance Agency forced Fannie Mae and Freddie Mac to raise the fees they charge to guarantee mortgages. ..

Related posts: